- Alakamisy 26 Martsa 2015
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Mirehareha amin’ny maha gadralava azy
Fiarovana ranoray ny fitondram-panjakana ny votoatin’ny valandresaka nataon’ny «Les Autres Sensibilités» omaly teny Antaninarenina. Voaaro manokana ihany koa ny minisitry ny Atitany izay olona natolotry ny «Les As» manoloana ilay volavolan-dalàna fanovana ny sata mifehy ny renivohitra miteraka resabe ankehitriny.
Hamaky ny tohiny