• Zoma 27 Martsa 2015
Politique.Diso paika

Nahemotra araka ny efa nanampoizana azy ny datin’ny fifidianana ben’ny tanàna satria naharitra ny fandinihana sy fandaniana ny lalàna hifehy ireo kaominina telo manana sata manokana dia Antananarivo Renivohitra, Nosy Be Hell ville ary Sainte Marie.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Politique.Révérand Satrobory Tsy azo ekena ho lasan’ny vahiny ny tanintsika

Tena nankasitrahako ilay teny nambaran’ny gazety hoe : manina ny tongolon’i Egypta ny tenako, hoy ny Révérand Satrobory, satria mbola tsaroana mandrak’ity ny androany izany zava-bitan’ny Repoblika voalohany nentin’ny filoha Philibert Tsiranana izany, nefa soketaina tamin’ny hoe resaka fanagasiana ny fampianarana sy ny « Tsak… tsak 100 arivo » izy ary koa nalentika tao an-tsain’ny ankizy fa raiamandreny mpamono taranaka ka naongana tamin’ny toerany tamin’ny taona 1972.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Politique.Rakotoarisoa Eric Mamita iraka any Strasbourg Frantsa

Lasa any Strasbourg Frantsa tamin’ny alatsinainy 23 martsa teo ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) Rakotoarisoa Eric sy ny lehiben’ny mpiraki-draharahan’ny HCC Me Ralison Samuel Andriamorasoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Politique.Delestazy teny amin’ny antenimieram-pirenena Niaina nivantana izany ireo ministra

Tapaka nandritra ny minitra maromaro, omaly takariva, ny jiro teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ka voatery niato kely koa ny fivoriana nitambarambe nataon’ireo depiote.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Politique.Révérand Satrobory Tsy ho ekena ho lasan’ny vahiny ity tanintsika ity

Tena nankasitrahako ilay teny nambaran’ny gazety hoe : manina ny tongolon’i Egypta ny tenako, hoy ny Révérand Satrobory, satria mbola tsaroana mandrak’ity ny androany izany zava-bitan’ny Repoblika voalohany nentin’ny filoha Philibert Tsiranana izany, nefa soketaina tamin’ny hoe resaka fanagasiana ny fampianarana sy ny « Tsak… tsak 100 arivo » izy ary koa nalentika tao an-tsain’ny ankizy fa raiamandreny mpamono taranaka ka naongana tamin’ny toerany tamin’ny taona 1972.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2015
Politique.Fandaniana ny Sata manokan’Antananarivo Tsembo-dratsy ny minisitry ny atitany

Nolanian’ireo depiote 77 tamin’ireo 78 naharitra hatramin’ny farany tamin’ny fivoriana nitambarambe notontosaina teny Tsimbazaza ihany omaly ilay sata manokan’ny tanànan’Antananarivo rehefa nakana ny hevitr’ireo solombavambahoaka sy ny avy amin’ny kaominina ary ny avy amin’ny fokontany eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT