• Alatsinainy 30 Martsa 2015
Politique.Tiko Tanjombato Manangasanga ny fisokafany

Efa manomboka misy endrika ny Tiko eny Tanjombato toerana nisy Magro ihany koa, rehefa nokarakaraina in-droa sabotsy izao taorian’ny nandoran’ny mpanongam-panjakana azy tamin’ny 26 janoary 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Martsa 2015
Politique.Ihosy Zaikabe nivadika ho fitakiana fialana minisitra

Notanterahina tao Ihosy ary nifarana ny faran'ny herinandro teo ny zaikabe nandinihana ireo paikady heverina hampandrosoana an’iny faritra Bara iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Politique.Delestazy teny amin’ny antenimieram-pirenena Niaina mivantana izany ireo ministra

Nifarana omaly ilay fivoriana tsy ara-potoana fahatelo natrehan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara nandritra ny 12 andro teny Tsimbazaza ka nisongadinan’ny fandaniana ireo volavolan-dalàna mahakasika ny sata manokan’ireo tanàna 3 eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Politique.Tsimbazaza Depiote nifanambana totohondry

Ahitan-javatra mihitsy eny Tsimbazaza, nifanebaka imason’ny vahiny ireo solombavambahoaka roa dia ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas avy any Betroka izay nikilasy ny depiote Naivo Raholdina avy amin’ny Boriborintany faha-5 eto Antananarivo ho tsy nanaja ny fitsipika mifehy ny Antenimiera amin’ny fanaovana akanjo mihaja rehefa mandray fitenenana ary mametra karavato mihitsy aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Politique.Tim Ambatondrazaka Hiatrika ny fifidianana ifotony rahampitso sabotsy

Hisaorana an’i Dada Ravalomanana ny fanapahan-kevitra noraisiny tamin’ny sabotsy lasa teo nampitsahatra ny hetsiky ny kianjan’ny Finoana Magro, hoy ny CT teo aloha Rasoamalala Brenda, fa toe-javatra hitarika ny fampihavanana ny firenena izany ary noho izy ekena ho raiamandreny dia tsy maintsy ekena ny teniny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Martsa 2015
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Hahemotra amin’ny 31 jolay

Hahemotra amin’ny 31 jolay 2015 indray ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna araka ny tolo-kevitry ny fivoriamben’ny Cenit omaly teny Alarobia.

Hamaky ny tohiny
FTT