Politique

Fifidianana ben’ny tanŕna Toerana 400 no hotratrarin’ny Avana.


  • Alarobia 25 Martsa 2015

Vonona ny hiatrika ny fifidianana ben’ny tanŕna sy mpanolotsaina kominaly ny antoko Avana.

 Toeran’ny ben’ny tanàna miisa 400 no heverin’ny mpikamban’ny antoko izay tarihin’ny Dr Jean Louis Robinson  halaina  amin’io fifidianana io. Araka ny paik’ady politika efa nifaneken’ireo antoko dimy miara-dalana  dia ny Mapar, ny antoko Maintso, ny Hiaraka Isika, ny VPM Malagasy Miara Miainga ary ny antoko Avana dia hitambatra ireto antoko ireto ka samy handrotsaka kandida arakaraka ny fari-pifidianana mahabe ny olony avy. Taorian’ny fifidianana filoham-pirenena farany teo izany dia ity indray no fanamby manaraka hotratrarin’ny antoko Avana.

Andry Ratovo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT