• Talata 31 Martsa 2015
Politique.Fitondran-dRajaonarimampianina Hirodana ho azy eo

Montsan’ny fitondrana HVM ny zava-bita rehetra tamin’ireo fitondrana nifandimby teto Madagasikara satria tao anatin’ny herintaona monja dia betsaka lavitra noho ny nisy nandritra ny tetezamita ny boaderozy niondrana tany ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Politique.Soava Andriamarotafika Voaantso in-droa teny amin’ny zandary omaly

Voaantso teny amin’ny tobin’ny zandary eny Betongolo hatao fanadihadiana ny mpanao gazety Soava Andriamarotafika (VIVA) noho izy tao anaty fiara nitondra an’i Alain Ramaroson ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Politique.Fihemoran’ny fifidianana Efa voakajin’ny mpitondra

Politika avokoa ny zava-misy eto Madagasikara ankehitriny, hoy ireo mpanara-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Politique.HVM Ankadikely Miezaka manarina izay simban’ny orana

Tafiditra ao anatin’ny ezaka fanarenam-pirenena ataon’ny filohan’ny Repoblika dia manolo-tanana azy ny mpikambana amin’ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara eny Ankadikely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Politique.Komitin’ny “Iles éparses” Mitaky ny famotsorana an’i Alain Ramaroson

Miitatra toy ny sima misioka ny raharaha Alain Ramaroson filohan’ny antoko Masters no sady filohan’ny komity nasionaly mitaky ny famerenana ireo manodidina an’ i Madagasikara “ îles éparses “.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Martsa 2015
Politique.Madagasikara Hampiantrano fivoriana ao anatin’ny fahasahiranana

Efa tamin’ny taona 2009 no nivonona hampiantrano ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia ny firenena Malagasy saingy voasompatry ny fanonganam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT