Politique

Delestazy teny amin’ny antenimieram-pirenena Niaina mivantana izany ireo ministra


  • Zoma 27 Martsa 2015

Nifarana omaly ilay fivoriana tsy ara-potoana fahatelo natrehan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara nandritra ny 12 andro teny Tsimbazaza ka nisongadinan’ny fandaniana ireo volavolan-dalŕna mahakasika ny sata manokan’ireo tanŕna 3 eto amintsika.

 

 Mboa ambetin-dresaky ny maro kosa anefa ny amin’ilay jiro tapaka minitra vitsivitsy na delestazy tsotra izao nitranga ny alakamisy hariva teo ka nahavoatery nampiatoana minitra maromao ny fivoriana nitambarambe nataon’ireo depiote. Samy niaritra ny maizina tao tamin’izany ireo depiote tonga nivory sy ireo mpikambana maro avy amin’ny governemanta, niisa nanodidina ny 20 tany ho any nanotrona ny ministry ny ati-tany namany tamin’ny fanohanana ilay volavolan-dalàna 003-2015. Voatery niandry ny fiverenan’ny jiro moa ny rehetra satria tsy misy gropy manohy ny firehetan’ny jiro ity Lapa ity rehefa misy fahatapahana tahaka izao.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT