Politique

Fifidianana Ben’ny Tanŕna Tsy mihemotra ny 31 jolay


  • Zoma 03 Aprily 2015

Araka ny tapaky ny filankevitry ny minisitra tamin’ity herinandro ity dia tsy mihemotra intsony ny datin’ny 31 jolay hanatanterahana ny fifidianana Ben’ny tanŕna sy ny mpanolotsaina manerana an’i Madagasikara.

 Na teo aza ny indro kelin’ny HCC mikasika an’ilay sata manokan’Antananarivo. Hanomboka hihetsika indray ny ankolafy politika isan-tsokajiny, araka izany, ary ahiana ny hisian’ny ady toerana etsy sy eroa noho ny fanambarana an’ireo tsy dia mitovy hevitra loatra.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT