- Zoma 10 Aprily 2015
Politique.Ben’ny tanànan’Antananarivo “I Neny no antsika”
Hanana kandida eto Antananarivo Renivohitra ny antoko Tiako i Madagasikara amin’ny fifidianana ho ben’ny tanàna ary handahatra andrarezina dia Ramatoa Lalao Ravalomanana. I Neny no antsika hoy ny hoby sy horaka teny amin’ny Carlton omaly. Sitrapon’Andriamanitra
Hamaky ny tohiny
