Politique

FIFIDIANANA KAOMINALY Mety tsy ho tanteraka


  • Alakamisy 16 Aprily 2015

Maro ireo kandida no diso fanantenana ny amin’ny fanomanana ny fiatrehana ny fifidianana kaominaly io amin’ny volana jolay ho avy izao.

 

 

 

 Raha ny hita anefa dia maro ireo kandida no tsy mbola tonga manatitra ny antontan-taratasy ho filatsahan-kofidiany. Etsy an-daniny, tsy mazava amin’ireo kandida sasany ny vola aloa ary maro izy ireo no mbola eo am-pitadiavana azy io. Anisan’ny sakana iray tsy ahafahana manatanteraka ny fifidianana koa ny sakana ataon’ny antoko politika ny fitondrana toy ny fanerena ireo kandida avy amin’ny antoko sasany hiditra ao anatin’ny HVM sy ny ramatahora ny amin’ny fahalanian’ny kandida matanjaka. Ireo rehetra ireo no mety tsy hahatanteraka ny fifidianana kaominaly io ary ireo PDS sasany izay mitondra amin’ny kaomina dia mitombo hatrany ny vola miditra amin’izy ireo. Ny mpitondra rahateo matahotra ny isan’ireo kandida isam-paritra avy amin’ny antoko sasany hahazo ny fitantanana ny kaominina ka sarotra ny hibaiko azy ireo. Izay mantsy no olana amin’ity fitondrana ity malaina ny fiaraha-miasa amin’ny antoko sasany.

                                                                                                                                     Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT