Politique

François Goldblatt Ilaina ny famotsoran-keloka


  • Alakamisy 16 Aprily 2015

Tsy mbola fantatra mazava izay tena ho tohin’ny fampihavanam-pirenena, indrindra fa taorian’ny nisitahan’ny ankolafy Ravalomanana, hoy ny masoivoho Frantsay eto amintsika François Goldblatt raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety teny Ankorondrano izy omaly.

 

Nambarany ihany koa fa tokony hisy zavatra mivaingana any amin’ny faran’ny fampihavanana tahaka ny hoe famotsoran-keloka, ohatra, mba hisian’ny tena fitoniana marina. Tsy azo eritreretina izany hoe fampihavanam-pirenena tsy misy famotsoran-keloka izany, hoy ity masoivohon’i Frantsa ity.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT