Politique

Raharaham-pirenena Misy maniry ny tsy hisian'ny filaminana eto


  • Alakamisy 16 Aprily 2015

Milaza ny mpandrindra ny MAPAR sady solombavambahoaka voafidy tany Ambatofinandrahana, Razanamahasoa Christine, fa hitsefotra io fampihavanam-pirenena tarihin’ny FFKM io.

 

 “Feno fihatsaram-belatsihy, tsy madio fo”, hoy ny filazany. Ny jeneraly misotro ronono Ramakavelo Philippe ihany koa dia tsy nihambahamba nilaza fa maniry ny hitseforan’io. Ankoatra ireo dia maro amin’ireo mpilalao politika malagasy no maniry ny tsy hisian'ny filaminana mihitsy eto Madagasikara.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT