Politique

Fifidianana kaominaly ao Maevatanŕna Tafapetraka ny antontan-taratasin’ny HVM


  • Alarobia 13 Mey 2015

Efa nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany avokoa ireo kandida ho ben’ny tanŕna sy mpanolotsain’ny tanŕna HVM ao amin’ny kaominina 39 ao Maevatanana. Atoa Razanapiera Herimalala no delegem-paritra nitarika azy ireo ka nanatitra ny dosie rehetra notakiana teny amin’ny Ovec.

 Ity antokon’ny fitondrana ity no namaky lay tamin’ny fanaterana ny antontan-taratasy tao Maevatanana, ary nanamafy ireo mpitarika fa handray anjara amin’ny fifidianana rehetra ny HVM ao Maevatanana. Teny filamatra nosafidian’ireto kandidan’ny loko manga sy fotsy ireto moa ny hoe :   « ben’ny tanàna mandray andraikitra feno amin’ny fampandrosoana ».


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT