Politique

Kaominina Ambohitrimanjaka Namaky lay ny kandidan’ny TIM Rabemihoatra Mino


  • Talata 12 Mey 2015

Ny kandidan’ny antoko Tiako I Madagasikara Rabemihoatra Mino no nisantatra ny fametrahana firotsahan-kofidiana Ben’ny tanŕna teny amin’ny OVEC

Ambohidratrimo ho an’ny Kaominina Ambohitrimanjaka. Omaly izy sy ireo mpanolotsaina iray lisitra aminy no nanatitra ny dosieny. Olona tsy zoviana eny Ambohitrimanjaka Rabemihoatra Mino, ny mpikambana avy any ifotony rahateo no nandroso azy ho Kandida hitondra ny fanevan’ny antoko naorin’ny filoha Marc Ravalomanana, ary nahazo tsodranon’ny Birao foiben’ny TIM. Fanohizana ny fandraisan’andraikitra ho fampandrosoana an’Ambohitrimanjaka no antony, ary hojerena manokana amin’izany ny tantsaha, hoy izy ary ny tonga miaraka dia fanombohana fa ny miasa miaraka no fahombiazana.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT