Politique

Ihanta Randriamandrato Mila hampifandrindrana ny fifidianana sy ny fihavanam-pirenena


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Ny fifidianana eo anivon’ny rafitra ifotony, dia ny olona mirotsaka, no tena fidian’ny olona, hoy Rtoa Ihanta Randriamandrato avy amin’ny antoko Teza. Kandidà heveriny fa mety hampandroso ny kaominina misy azy fa tsy sary

 

 famantarana antoko politika na fikambanana tsotra izao no ilainy. Ny tsy hampisy korontana anefa no tadiavina eto amin’ny firenena ankehitriny ka tsy azo antoko hitondra izany mihitsy io tsy fanasiavana sary amin’ny biletàm-pifidianana io. Raha ny marina, hoy  ity Sekretera Jeneralin’ny Teza ity, dia tokony hifandrindra ny fanatanterahana ny fifidianana kaominaly sy ny fampihavanam-pirenena ka mba hisy farafaharatsiny ny fanatanterahana ny ampahany tamin’ireny voalazan’ny fehin-kevitra teny Ivato ireny mialohan’izany fifidianana izany. Ny zava-misy anefa dia toa takon’ity resa-pifidianana ity tanteraka ilay fampihavanam-pirenena nikelezan’aina hotanterahina ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT