• Talata 26 Mey 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Misy mitaky ny handravana ny Birao maharitra

Mangataka ny handravana ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena ireo solombavambahoaka manohana ny fitondrana mijoro amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Politique.Ambatondrazaka Kandida tamin’ny segondra farany ny Ben’ny tanàna am-perinasa

Tapa-kevitra tamin’ny ora farany ny Ben’ny tanàna am-perinasa Andriamanirison Jacques ny ho isan’ireo mpifaninana amin’ny fifidianana amin’ny 31 jolay ho avy izao, raha ny hanohana olona ny heviny tany aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Politique.Jaovanona Fety Hanohy ny fanazavana ny tanànan’Ambanja

Tsy nihetsika hatramin’ny taona 1973 ny fotodrafitrasa fanazavana ny Kaominina renivohitr’Ambanja. Tsy azo notanterahina moa ity tetikasa fanazavana fokontany ity tao anatin’ny vanim-potoana nampamaivay ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Politique.Kandidan’ny HVM ao Mahajanga Voatoraka tavoahangy

Efa tsy ny lalàna intsony no manafay ireo kandidan’ny antoko Hvm amin’ny halatra propangady ataon’izy ireo fa ny vahoaka izay hifidy azy ireo mihitsy no nandray ny andraikiny sady naneho fa tsy mety ny halatra fampielezan-kevitra aloha io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Politique.Minisitra Ulrich Andriatiana Homeny ny tanànan'i Nosy-Be ny karamany herintaona

Nilaza ny minisitry ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr'andro Andriatiana Jacques Ulrich fa dia hatolony ho an'ny tanànan'i Nosy-Be ny karamany herintaona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Politique.Rasamimanantsoa Hasinjaka Kandida mahalala ny filan’ny mponina ao Bongatsara

Dingana voalohany efa voafehin’ny kandida Ben’ny tanàna Tiako I Madagasikara ao Bongatsara Rasamimanantsoa Hasinjaka hatreto ny fahafantarana ny zava-misy marina iainan’ny mponina ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT