Politique

Betioky Atsimo Nofitahin’ny DREN ny HVM ?


  • Alakamisy 21 Mey 2015

Miverina indray ny resaka politika eny anivon’ny fampianarana. Tsy tahotra tsy henatra tany Betioky Atsimo, Faritra Atsimo Andrefana fa dia misy olon’ny DREN tsotra izao no tonga misivana ireo ho kandida amin’ny fifidianana Ben’ny tanŕna sy

 

mpanolotsaina hatao amin’ny 31 jolay 2015, amin’izay indray kandidan’ny MAPAR izay vondrona politika manohitra ny fitondran’ny HVM no karakarainy. Mety ho izay koa no iraka nampanaovina azy, raha tsy hoe : nanira-tena izy. Nilafika tany an-toerana andro maro mihitsy ilay olona, ary mbola nisy nahita tany ny talata teo, izay andro tsena ao Betioky, sady nahataperan’ny 72 ora niandrasana ny famoahan’ny OVEC ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra amin’io fifidianana kaominaly io. Niteraka resabe tany an-toerana ity raharaha ity satria mahatsiaro ho takalonain’ny politika ny fampianarana any Betioky.

Nangonin’i Jean  D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT