• Zoma 12 Jona 2015
Politique.Mamy Ravatomanga Tsy mahazo mivoaka an’i Madagasikara

Fantatra izao fa tsy afaka niainga ary nivoaka an’i Madagasikara ny fiaramanidina manokana nitondra ilay mpandraharaha mpanefoefo tompon’ny Goupe SODIAT Mamy Ravatomanga

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Politique.Minisitra Anthelme Ramparany “Vonona hifanazava izahay matoa tonga ety Tsimbazaza”

Samy namaly ny antson’ireo depiote ho eny Tsimbazaza hifanazava amin’izy ireo ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana sy ireo mpanara-dia azy ary ny minisitry ny fiompiana izay nifanaja tanteraka tamin’ireo solombavambahoaka satria anisan’ny depiote lany tany Mananjary no nisafidy ny ho minisitra rehefa voatendry amin’izany toerana izany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Politique.Randriana avy any Ranohira distrikan’Ambalavao Noho ny fangatahan’ny vahoaka no hiverenako hanao ben’ny tanàna

Anisan’ireo tapa-kevitra nirotsaka ho kandidà ho ben’ny tanànan’ny kaominina ambanivohitra Ranohira distrikan’Ambalavao ny tenako noho ny fahatsapana fa mbola betsaka ny zavatra tokony hotohizana fony izaho nitana io toerana io tany aloha sy noho ny fangatahan’ny vahoaka ihany koa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Politique.Faharo Ratsimbalson Vonona hanavotra ny fanjakana Malagasy

Tsy misy vokatra afa-tsy ny fahantrana ny 55 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, hoy ny filohan’ny fikambanana Vonjeo ny Malagasy- Vonjeo i Madagasikara Faharo Ratsimbalson. Mihazakazaka aorian’ny vola fotsiny ireo mpitondra manampahefana rehetra nifandimby nitantana ny firenena Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Politique.Fitsarana Avo Momba ny lalàmpanorenana Anaterana sakafo ao Ambohidahy ireo mpitsara

Tsy misy fiatoana ny asan’ireo mpitsara mikambana ao amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mandinika ny antontan-taratasy mahakasika ny fampiatoana ny Filoham-pirenena amin’ny asany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Tsy misy raharaha vanona

Tsy misy varany indray ny fotoam-pivorian’ireo solombavambahoaka fa dia rava maina omaly alakamisy 11 jona 2015 rehefa nifandresy lahatra fotoana fohy ny amin’ny tokony handefasana mivantana na tsia ny

Hamaky ny tohiny
FTT