Tsy misy fiatoana ny asan’ireo mpitsara mikambana ao amin’ny fitsarana avo momba ny lalŕmpanorenana mandinika ny antontan-taratasy mahakasika ny fampiatoana ny Filoham-pirenena amin’ny asany
. Omaly dia nanaterana sakafo tao am-piasana ireo mpitsara sivy mianadahy mandinika ity raharaha ity. Inoana fa tsy mbola ho anio maraina no hivoaka ny didy. Mbola hanaterana sakafo antoandro mantsy izy ireo anio, araka ny vaovao.
Andry Ratovo
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.