• Talata 16 Jona 2015
Politique.NAIVO RAHOLDINA Ny fametraham-pialan’ny filoham-pirenena ihany no vahaolana

Efa tsy misy intsony ny fifampitokisana eo amin’ny solombavambahoaka sy ny mpitondra, hoy i Naivo Raholdina omaly raha nanontaniana ny heviny mikasika ny kabarin’ny filoha izay miantso fifanomezan-tanana izy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Politique.Fanonganana ny filoha Nolavin’ny HCC fa tsy mitombina

Nolavin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny zoma alina teo ny fitakian’ny Solombavambahoaka ny amin’ny fampiatoana ny Filoham-pirenena amin’ny asany sy ny famerezan-jo politika azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Governemanta iaraha-mitantana no vahaolana

Nohararaotina nandritra ny fitokanany ny bazary ho an’ny mpivarotra ao Morarano Ambodi-Pont ny sabotsy teo, izay namboarin’ny rahalahy izay maty nisy namono ary nampitondraina ny anarany raha teo ny bazary, Atoa Pierrot Rajaonarivelo nanontaniana ny heviny mikasika ny raharaha politika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nilaza fa hanitsy izay tsy mety nataony

Ny sabotsy hariva ihany dia tonga ny valin-kafatra avy any amin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina manoloana ny fikasan’ny depiote hanongana azy sy ny fitsipahan’ny HCC izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Politique.Lalao Ravalomanana Nijery ifotony ny zava-misy eto Iarivo

Vao mangiran-dratsy dia nidina ifotony nijery ny zava-misy eto Antananarivo renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana izay mitondra ny laharana faha-6 moa amin’ny fifidianana ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Politique.TIM Talatamaty Nitrotro am-bavaka ny tanindrazana

Natokan’ny antoko Tiako I Madagasikara Talatamaty ho fitrotroana am-bavaka hoan’ny tanindrazana ny andron’ny sabotsy 13 jona 2015 teo tao amin’ny «Espace La Gaiété» Amborompotsy

Hamaky ny tohiny
FTT