Politique

Randriana avy any Ranohira distrikan’Ambalavao Noho ny fangatahan’ny vahoaka no hiverenako hanao ben’ny tanŕna


  • Zoma 12 Jona 2015

Anisan’ireo tapa-kevitra nirotsaka ho kandidŕ ho ben’ny tanŕnan’ny kaominina ambanivohitra Ranohira distrikan’Ambalavao ny tenako noho ny fahatsapana fa mbola betsaka ny zavatra tokony hotohizana fony izaho nitana io toerana io tany aloha sy noho ny fangatahan’ny vahoaka ihany koa

. Raha ny fandriampahalemana amin’ity kaominina ity no asian-teny, hoy ity kandidà ity, dia azo ambara fa efa milamindamina tsy nisy fanafihana antoandro intsony any an-toerana hatramin’izay nisian’ny tobin-janaparitra na poste avancée an’ny zandarimaria tany nanomboka ny taona 2004-2005. Tena mbola olana any amin’ity kaominina ity ankehitriny, hoy izy, ny faharatsian’ny lalana kaominaly mampitohy an’ireo tanàna isanisany na dia eo aza ny lalam-pirenena faha-7 mamakivaky ny renivohitry ny kaominina. Mbola olana eo amin’ny vahoaka koa ny halaviran’ny toeram-pitsaboana hidodododoan’izy ireo raha sanatria misy aretina.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT