• Talata 23 Jona 2015
Politique.Fatma Samoura Tezitra aminy ireo solombavambahoaka

Heno teny amin’ny Lapan’ny Tsimbazaza omaly fa tezitra mafy amin-dRtoa Fatma Samoura solontena maharitry ny Firenena Mikambana monina sy miasa eto amintsika ireo solombavambahoakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.Minisiteran’ny mponina Nanomboka ny “Opération bodofotsy” ho an’ireo olona sahirana

Mijery akaiky sy manampy ireo olona sahirana ara-pivelomana ny minisiteran’ny mponina. Nizara bodofotsy ho ana tokantrano tsy manana toeram-ponenana mazava miisa 179 ny sabotsy lasa teo ny minisitra Onitiana Realy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2015
Politique.Alain Ramaroson May kila ny tranony, nanjavona ny dosie

May kila ny 90%-n’ny trano sy ny fananan’Atoa Alain Ramaroson. Tamin’ny 10 ora sy sasany alina ny zoma lasa teo no fantatra fa nanomboka nirehitra avy ao amin’ny efitrano fandrian’ity mpikambana CST teo aloha sady filohan’ny antoko Masters ity ny afo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2015
Politique.Tsy maintsy mifampiresaka

Manomboka miova tsikelikely ny endriky ny tontolo politika eto Madagasikara tato anatin’ny herinandro izao. Tsy tahaka ny teo aloha intsony ny fifankahazoan’ny TIM sy ny HVM. Midika zavatra betsaka ny tenin’Atoa Ravalomanana teny Bongatsara ny sabotsy lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2015
Politique.Fikambanana “Ravinala” Toamasina Mitaky ny hanaovana fifidianana filoham-pirenen

Taorian’ny filazan’Atoa Pierrot Rajaonarivelo tao Toamasina fa tsy vahaolana ny fanaovana ny fifidianana filoham-pirenena mialoha ny fotoana dia nivoaka tamin’ny fahanginany ihany koa ny fikambanana RAVINALA

Hamaky ny tohiny
FTT