• Zoma 19 Jona 2015
Politique.Marc Ravalomanana sy ny vondrona Afrikanina Mitovy ny tadin-dokanga

Nihaona tamin’Atoa Marc Ravalomanana teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra omaly maraina ny solontenan’ny vondrona Afrikanina (UA) eto amintsika Rtoa Hawa Ahmed

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Tsimbazaza Lasa tanàna haolo

Mangina tanteraka ny eny anivon’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza ankehitriny. Tsy tonga eny an-toerana ireo solombavambahoaka tokony hiatrika ny fivoriana ara-potoana voalohany misy ankehitriny. Mangadihady tsy misy soratra ny tabilao fametahana ny fandaharam-potoana tokony harahin’ireo solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2015
Politique.Ambanja Sefo Fokontany miisa 29 no indray nesorina

Mitohy ny fanesorana amin’ny toerany Sefom-pokontany amin’izao ankatoky ny fotoam-pifidianana izao. Any Ambanja, fantatra izao 29 be izao no indray nesorina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Politique.Marc Ravalomanana «Tsy mila krizy vaovao intsony isika»

Nandritra ny fihaonany tamin’ny mpikambana amin’ny Tiako I Madagasikara teny amin’ny boriborintany faha-3 omaly no nanambaran’Atoa Marc Ravalomanana fa lasa any Alemana ary hijanona any mandritra ny 4 herinandro Rtoa Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Politique.Fampandrosoana ny firenena Mbola ambany ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy

Mbola vao ny 4 %-n’ny vehivavy no lasa Ben’ny tanàna tamin’ny fifidianana kaominaly notanterahina teto amintsika ny taona 2007 raha mpanolotsaina eny anivon’ny kaominina ny 6 %. Mbola tena ambany be io salan’isa io raha araka ny fanazavan’ny Genderlinks omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Politique.Olan’ny Air Madagascar Mifandamina ianareo, hoy i Hery Rajaonarimampianina

Aoka izay ny fitiavan-tena momba ny raharaham-pirenena fa andao hiaraka hampandroso ny firenena, hoy ny filoha. Niantso ny sendikan’ny mpiasan’ny Air Madagascar sy ny mpitantana ity kaompania ity izy mba hiresaka an-databatra

Hamaky ny tohiny
FTT