• Talata 23 Jona 2015
Politique.Jean Max Rakotomamonjy sy ny ARMADA Nihaona maharitra teny Tsimbazaza

Tsy dia nampoizin’ny maro loatra, indrindra ny mpanao gazety tonga maro teny an-toerana, ny nahatongavan’ireo lohandohan’ny mpisorona mpitarika ny ARAMADA na ny Alliance Républicaine de Madagascar nahitana ny jeneraly Camille vital, Atoa isany Jean Louis Robinson,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.Kaominina Toamasina I Vaky ny ady eo amin’ny ekipan’ny “Pds” sy ny “Sg”

Vaky ambatolampy ny ady misy eo amin’ny ekipan’ny sekretera jeneralin’ny kaominina sy ny ekipan’ny filohan’ny delegasionina manokan’ny kaominin’i Toamasina I,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.Fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro Hanao ezaka hahazoan’ny rehetra herinaratra

Fanoitra amin’ny fampandrosoana ny fananan’ny mpiara-belona herinaratra. Mahatsapa izany ny fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro ka nifanome tanana tamin’ny orinasa BTC amin’ny famolavolana tetikasa iray hahafahan’ny vahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.Tetikasa fifindra-monina eny Soaniedanana Hihaona amin’ny BAD ny HAFARI Malagasy

Mitohy hatrany ny ezaka hataon’ny fikambanana HAFARI Malagasy hahafahana mampandroso sy mampivoatra ilay tetikasa fifindra-monina karakarainy any Soaniedanana, lalam-pirenena fahefatra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Misy maro an’isa vaovao indray

Vaovao lehibe fantatra teny anivon’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza omaly, ny fitsanganan’ny NMP (Nouvelle Majorité Parlementaire)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.Dadasamy Manohana ny fanapahan-kevitry ny HCC

Manohana ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana mikasika ny fitorian’ny solombavambahoaka hanongana ny filohan’ny Repoblika aho,

Hamaky ny tohiny
FTT