Politique

Fatma Samoura Tezitra aminy ireo solombavambahoaka


  • Talata 23 Jona 2015

Heno teny amin’ny Lapan’ny Tsimbazaza omaly fa tezitra mafy amin-dRtoa Fatma Samoura solontena maharitry ny Firenena Mikambana monina sy miasa eto amintsika ireo solombavambahoakan’i Madagasikara

 

noho ilay fanehoan-kevitra nataony teny amin’ny CENIT vao tsy ela akory izay ka nilazan’ity farany fa tokony hatao miaraka ny fifidianana parlemantera sy kaominaly. Tena midika io heviny io, hoy ny solombavambahoaka nanatrika ny fanambarana fa anisan’ny miray hevitra amin’ny tokony hanafoanana ny andrim-panjakana mpanao lalàna ity tompon’andraikitra ambonin’ny Firenena Mikambana ity ka tena nivoy izany mafy izany mihitsy.


Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT