• Alakamisy 25 Jona 2015
Politique.Marc Ravalomanana Ifandrombahana ny mihaona aminy

Nihaona tamin’ny masoivohon’i Afrika atsimo eto amintsika teny Faravohitra Atoa Gert Grobler indray omaly maraina ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Naharitra adiny iray sy sasany ny fihaonan’ny roa tonta, izay nifantoka tamin’ny toe-draharaham-pirenena ka niresahana ny krizy eo amin’ny andrim-panjakana sy ny vahaolana mahakasika izay, ny momba ny fahamarinan-toeran’ny firenena izay efa tena latsaka an-katerena tokoa ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2015
Politique.Tsimbazaza sy Mahazoarivo Hiady noho ny raharaha boaderôzy ?

Mampiaka-peo ny sampanasan’ny serasera eny anivon’ny lapan’ny praiminisitra eny Mahazoarivo manoloana ny fihetsiky ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2015
Politique.100 andron’ny governemanta Milaza ho afa-po ny praiminisitra

Tapitra omaly ny 100 andro izay napetraky ny praiminisitra handrefesana ny zava-bitan’ireo minisitra mpikambana eo anivon’ny governemanta. Nilaza ho afa-po ny praiminisitra Jean Ravelonarivo tamin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2015
Politique.Ralaiarison Jonhi Kandida atolotry ny MFM ao Mandoto

Handray anjara amin’ny fifidianana ben’ny tanàna hotanterahana ny 31 jolay ho avy izao ny antoko MFM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.Neny any Alemaina Mikaroka mpiara-miasa sy fitaovana

Ankoatra ny fiofanana sy fianarana izay rantoviny any Alemaina amin’izao fotoana dia mitsidika kaominina maromaro ary nihaona sy niresaka tamin’ireo ben’ny tanàna any an-toerana Rtoa Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jona 2015
Politique.100 andron’ny governemanta “Tsy fenitra fa dingana hahombiazana kokoa”, hoy i Anthelme Ramparany

Naneho ny heviny mikasika ny paikadin’ny governemanta mikasika ny fanatsarana ny sosialin’ny mponina sy ny asa fampandrosoana ny minisitry ny fiompiana Ramparany Anthelme

Hamaky ny tohiny
FTT