Politique

Antenimieram-pirenena Misy maro an’isa vaovao indray


  • Talata 23 Jona 2015

Vaovao lehibe fantatra teny anivon’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza omaly, ny fitsanganan’ny NMP (Nouvelle Majorité Parlementaire)

 

na ny vondron’ny maro an’isa vaovao eny amin’ity andrim-panjakana ity  izay hivondronana solombavambahoaka 104 samy nanao sonia tsirairay avy ny fifanarahana. Manana sata manokana mihitsy ity vondrona parlemantera vaovao ity ary ny tanjony voalohany dia hanampy ny filoha Hery Rajaonarimampianina amin’ny fananganana govenemanta afaka hanatanteraka ny tian’ny filohampirenena hatao hahazoana mampandroso haingana ny firenena. Faharoa dia mamaly ny hetahetan’ny HCC amin’ny fanatanterahana ny « Pacte de responsabilité ». Nilaza ireto solombavambahoaka fa hanaja ny sonia natao ary tsy hisaratsaraka mihitsy mandra-pahatapitry ny fe-potoana fiasan’ny depiote ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT