• Alatsinainy 29 Jona 2015
Politique.Depiote Nina –Mahajanga Mety hosamborina

Vao tonga tao Mahajanga ny depiote Nina (Mapar) dia efa nandeha ny baiko nomena ny mpitandro ny filaminana fa arahina maso akaiky izy. Voalaza fa nitondra vola be entina hanakorontanana ny fetim-pirenena tao Mahajanga ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2015
Politique.Lalao Ravalomanana Nivavaka tao amin’ny FPMA Paris

Tonga niara-niombom-bavaka tamin’ireo mpino Kristianina tao amin'ny Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy (FPMA) Paris Chaussat na ny "Eglise Evangélique de la Rédemption",

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2015
Politique.Sampandraharahan’ny tontolo iainana Alaotra Mangoro

Tratra ny tanjona amin’ny RRI

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2015
Politique.Mahamasina - 26 jona Misy andian’olona voakarama hanakorontana ?

Mamofompofona zavatra hafahafa ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny Fetim-pirenena amin’ity. Nasiam-panovana ny fandaharam-potoanan’ny matso sy ny mpandray anjara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2015
Politique.Fiatrehana ny fetim-pirenena Nizaran’ny depiote Horace harendrina ny ankizy

Nizara harendrina ho an’ny ankizy avy amin’ny fokontany 31 ao amin’ny Boriborintany faha-VI eto Antananarivo Renivohitra nanomboka omaly ny depiote TIM Rasoanoromalala Horace. Ankizy 3 000 avy tamin’ireo fokontany ireo no nahazo ny anjarany ka nangonina tamin’ny toerana 10 ireo mifanakaikikaiky

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2015
Politique.Anosiala Ambohidratrimo Namaly bontana ny depiote ny filoham-pirenena

Nahitsy ny valin-tenin’ny filoha Rajaonarimampianina omaly raha nanontanian’ny mpanao gazety momba ilay resaka mandeha ny amin’ny fikasan’ny depiote sasany hanova ny praiminisitra izy

Hamaky ny tohiny
FTT