Politique

RAVALOMANANA MARC Ho avy any Mahajanga tsy ho ela


  • Alatsinainy 06 Jolay 2015

Andro vitsy sisa isaina dia ho tonga ao Mahajanga Atoa Ravalomanana Marc sy ny delegasiona tarihiny. Mandritra io fahatongavany ao io dia hihaona amin’ireo mpikambana TIM avy ao amin’ny faritra Boeny izy ary hametraka ny fomba fiasa vaovao ho an’ireo kandidan’ny TIM

 

. Mety ao anatin’ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ny volana jolay ity  ny filoha nasionalin’ny Tiako I Madagasikara no higadona ao an-toerana, araka ny tsiliantsofina re. Nilaza ny solontenan’ity farany raha nihaona tamin’ireo fianakaviamben’ny Tim tao Mahajanga fa mila fandaminana matotra ny fandraisana ny filoha satria dia olon’ny filaminana izy. Hojerena koa ny fanarenana ny kianjan’ny Magro ao an-toerana izay efa nodiovina moa. Efa miandry fatratra izany fahatongavan’i Dada ao Mahajanga izany ny mponina, indrindra fa ireo mikatroka TIM.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT