Politique

Fifidianana Kaominaly Tsy miova ny datin’ny 31 jolay


  • Alarobia 08 Jolay 2015

Nanamafy ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ravelonarivo Jean

 

fa tsy misy fiovana ny datin’ny 31 jolay 2015 hanatanterahana ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna. Nandritra ny fandraisany ny masoivohon’i Soisa niasa teto Madagasikara, Eric Mayoraz, izay tonga nanao veloma azy teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo no nanamafisany izany.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT