• Alarobia 15 Jolay 2015
Politique.Dada tany Mahajanga Atsangana indray ny Magro

6 taona aty aoriana dia nifanatri-tava mivantana tamin’ny mponin’i Mahajanga tao amin’ny kianjan’ny Fitiavana Magro indray Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2015
Politique.Antenimieram-pirenena

Mitaky indray ny fampihemorana ny fifidianana kaominaly ireo solombavambahoaka eny amin’ny antenimieram-pirenena ary manitrikitrika ihany koa fa tokony hisy ny fanovana ny mpikambana ao anatin’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2015
Politique.Fitakiana sendikaly Tsy fotoanany izao hoy ny Filoha

Tsy tokony ho ao anatin’izao fotoana anarenana ny firenena sy ao anatin’ny fahasahiranana ara-toe karena izao no anaovana fitakiana sy fitokonanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2015
Politique.François Golblatt Nionona tamin’ny resaka toekarena

Niantso ho amin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Frantsa ny lahatenin’ny masoivoho Frantsay François Golblatt nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena Frantsay omaly 14 jolay 2015 teny Ivandry

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2015
Politique.VOT Manohana an’i Neny Lalao Ravalomanana

Tsy mivaona amin’ny foto-kevitra efa nijoroana hatramin’ny taona 2009 ny Vondron’Olon-Tsotra tarihan-dRavaonirina Sarah Zoé. Mifototra amin’ny fanasoavana ny vahoaka sy ny tanindrazana hatrany ny antom-pisian’ity fikambanana tsimialonjafy misokatra ho an’ny olom-pirenena Malagasy tsy an-kanavaka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jolay 2015
Politique.Tena hisy marina ve ny fifidianana ?

Mihetsiketsika fatratra ary tena somebiseby ny ao amin’ny CENIT nandray ireo fitaovana hampiasaina amin’ny fifidianana tahaka ny bileta tokana sy ny taratasy hanaovana ny PV. Ho azy ireo dia tomombana ny fepetra ara-teknika hiatrehana ny fifidianana na dia tsy mbola mazava tsara aza na efa tena am-pelatanana daholo ireo 19,8 tapitrisa dolara tetibola ilaina na tsia

Hamaky ny tohiny
FTT