Politique

Lalao Ravalomanana Teny amin’ny tsenan’Ambohimanarina


  • Talata 14 Jolay 2015

Nitsidika ny tsenan’Ambohimanarina omaly hariva Rtoa Lalao Ravalomanana kandidan’ny Tiako i Madagasikara ho an’Antananarivo Renivohitra amin’ny fifidianana ben’ny tanŕna.

 

 

 Nijery ny zava-misy sy ny fiainan’ny mponina teny an-toerana izy, toy ny toerana natokana ho an’ny mpivarotra, ny lalana. Zava-dehibe ny fahafantarana ny zavatra iainan’ny mponina andavanandro ary amin’ny ankapobeny eto amintsika dia eny an-tsena no toerana tena ifamezivezen’ny olona sy hahafantarana ihany koa ny mety ho fahasahiranany sy ny hetahetany amin’ny alalan’ny fifampiresahana mivantana. Tsara ny manamarika fa anisan’ireo fotodrafitrasa vita nandritra ny fitondran’i Marc Ravalomanana ny tsenan’Ambohimanarina.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT