Politique

Lôla Namorona ny hira faneva ho an’i Lalao Ravalomanana


  • Zoma 17 Jolay 2015

I Lola fantatra tamin’ny hira tahaka an’i « Nadety », “Ny vehivavy” no namorona ny hira faneva ho an’ny kandidan’ny TIM eto Antananarivo renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana, ary noventesina voalohany teny amin’ny kianjan’ny Magro omaly maraina izany.

 

 

Mitory ny fampihavanam-pirenena io hira faneva io, araka ny fanazavana azo omaly ary natao indrindra hampiray sy hampihavana ny malagasy.Mihevitra ny ho ben’ny tanàna eto Antananarivo renivohitra, manana fandaharanasa hampivoarana izany tanàna izany sy hanatsarana ny fiainanan’ny olonarehetra monina eto Rtoa Lalao Ravalomanana ary tena fatra-panaja ny fihavanana ka noporofoina tamin’ny alalan’io hira faneva io izany.Eto Antananarivo rahateo dia misy ny olona avy amin’ny foko rehetra eto Madagasikara ka ny fitambarana sy ny fifanomezan-tanan’ireo rehetra ireo no fomba tsara indrindra hahafahana mampandroso sy mampivoatra hainagan ny tanàna.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT