Politique

Fanarahana propagandy Tsy misy alahady sy andro fety


  • Alatsinainy 20 Jolay 2015

Tena tsy misy hoe andro alahady sy andro fety izany ny fanarahana propagandy fa raha mbola mihiratra koa io masoandro io rehefa nekeny ny hanohana kandidà irian’ny fon’ny tena dia andao

 

, andao foana. Marina fa misy izay miasa an-kitsipo manana ny fironana arahany izay ka tsy miroa-fo manaraka ny kandidà tiany nefa eo koa ireo tena mikarama an’ady ka zary manao fitadiavana mihitsy an’ireny fanarahana fampielezan-kevitra ireny. Heno aza etsy sy eroa fa misy mihitsy ireo tsy mivaky loha amin’izay olona arahina amin’ny propagandy any fa rehefa mahazo vola kely roa arivo na telo arivo izy ireo hameno toerana malalaka hananterahan’ny kandidà sy ny mpomba azy famoriana olona dia mandeha.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT