Politique

Ravalomanana tany Mahajanga Hipok’olona izay nalehany rehetra


  • Zoma 24 Jolay 2015

Fitsidihana faharoa ny tanŕnan’i Mahajanga indray no nataon’Atoa Ravalomanana Marc omaly maraina

 


 

. Tamin’ny sivy ora dia efa ny teny amin’ny seranam-piaramanidina Amborovy. Nizotra namakivaky ny tampon-tanàna ny filaharam-be izay naharitra ora maro. Hafaliana ny an’ny mponina Boeny raha nahitana fahatongavan’ny filoha nasionalin’ ny TIM tao an-toerana satria dia tomefy olona avokoa ny arabe izay nolalovany. Fitsidihana ho fampafantarin’ny kandida ny antoko Tim no nataon’i Dada ary ho fanomezana hery ireo mpomba ny antoko amin’ny sakantsakana ataon’ny fitondrana Atoa José Jean Yves moa no kandida ny antoko TIM ao Mahajanga I.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT