Politique

Andry Rajoelina “Mbola hiverina eo amin’ny fitondrana aho”


  • Alatsinainy 27 Jolay 2015

Nandritra ny kabary nataon’i Andry Rajoelina ny sabotsy lasa teo tany Mahajanga dia tsy nisalasala izy nilaza fa mbola hiverina eo amin’ny fitantanana ny firenena ny tenany

 

 

. Somary hafahafa ihany ny fahenoan’ny vahoakan’i Mahajanga ity fanambarana ity satria dia maro ny mihevitra fa hoe mety hisy indray izany ve ny fanonganam-panjakana, nampalaza ity filohan’ny Mapar ity ? Ireo mpanentana aza dia nilaza fa tsy tokony hiandry ny taona 2018 ny fandraisan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha ny fitantanana ny firenena fa amin’ity taona ity ihany. Nilaza i Andry Rajoelina  fa tsy hisy ny fanonganam-panjakana fa ny vahoaka no hamerina ny fahefany amin’ny olona izay hitokisany.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT