Politique

TIM any Mandritsara Sakana tsy hanao fampielezan-kevitra


  • Alatsinainy 27 Jolay 2015


 

Tsy hitan’ny kandida ny TIM sy ireo mpikambana intsony izay atao amin’ny fanatanterahina ny fampielezan-kevitra fa dia voasakana tsy hamory vahoaka hilaza ny programa asa’ny kandida ao am-tampon- tanànan’i Mandritsara. Taratasy fangatahana maro no efa nalefa tamin’ny tompon’andraikitra fa saingy tsy nisy valiny izany. Voatery mijanona eo amin’ny biraon’ ny antoko hatrany ireo mpikambana sy ny kandida manao ny fampielezan-keviny. Mahatsiaro tena iharan’ny antsoajay ny antoko Tiako I Madagasikara  ao Mandritsara tamin’ity fifidianana ben’ny tanàna ity. Ireo vahoaka dia tonga maro hatrany rehefa manao antso ireo mpikambana fa ho avy ao amin’ny birao ny kandida izy ireo.

 

Tolin

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT