Efa tsy miaraka amin’ny TIM intsony izahay hoy ny filoha nasionalin’ny antoko MFM omaly,
tahaka ny hoe akoho niova reny ingahy Constant Raveloson hoy izy ka dia izay izany fa raha ny MFM aloha dia tsy manohana an’i Lalao Ravalomanana izany.Atoa Gérard Ravohitra no saika natolotray ho kandida ben’ny tanàna teto an-drenivohitra hoy i Manandafy Rakotonirina saingy tsy tanteraka moa izany noho ny antony maro samihafa.Na izany aza anefa dia manana kandida any amin’ny faritra hafa ihany ny antoko MFM araka ny nambarany.
RTT
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.