Politique

MAPAR Toamasina Tsy voaloa ny karaman段reo mpanao karnavaly


  • Talata 28 Jolay 2015

Nisahotaka ny tao Ankirihiry misy ny foiben地y MAPAR omaly noho ny tsy fahaloavan地y karaman段reo 鍍uc-tuc� sy 田yclo-pousse� nanaovana karnavaly nitsenana an段 Andry Rajoelina tamin地y alahady,

 

 tonga nanotrona ny fampielezan-kevitr’i Elisée Ratsiraka, kandida Ben’ny tanànan’ny MAPAR ao Toamasina. Adin’ny iray, amin’ny 01ora hatramin’ny 02ora, no nifanarahan’ny MAPAR tamin’izy ireo ka handoavana 8.000 Ariary isanisany. Tsy tonga tao Toamasina i Andry Rajoelina raha tsy ny alahady tamin’ny 06 ora hariva ka nitaky ny adiny 04 ambonin’ny nifaranarahana, izay mitentina 38.000 Ariary, ireo mpitondra “tuc-tuc” sy “cyclo-pousse” noho tsy fahafahana miasa. Hatramin’ny fotoana nanoratana ny vaovao mbola tsy voaloa io vola io.Asa moa na nentin’ny hafanam-po be loatra tamin’ny fandalovan’i Andry Rajoelina na efa lonilony tsy afaka ao am-pony noho ny fifidianana naharesy ny zokiny tamin’ny taona 2002, fa nanampatrampatra tamin’ny fihantsiana tsy fitiavana olona sy resa-poko i Elisée Ratsiraka nandritra ny hetsika tao amin’ny kianjan’ny lycée teknika Toamasina ny alahady teo io. Tsy tahotra tsy henatra ity kandidan’ny MAPAR ity nilaza imasom-bahoaka fa «mila fongorina hatramin’ny taranany izany Ravalomanana izany”.

 

Rakoutou

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

ツォSao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ツォMiha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT