Politique

Ambatondrazaka Misy mandrahona ho faty ny kandidan’ny Alaotra Miray Hina


  • Talata 28 Jolay 2015

Velon-taraina amin’ny fihetsika hasehon’ireo kandida sasany ny fikambanana Alaotra Miray Hina.

 

 “Tsy fampielezan-kevitra intsony ny atao fa fihantsiana sy fandrahonana ho faty”, hoy ny Solombavam-bahoaka Andriamasimanana Auréline. Lasibatra amin’izany ny kandidan’ny Alaotra Miray Hina any amin’ny Kaominina Andilana Avaratra sy Ambatondrazaka ary ireo any amin’ny Kaominina ambanivohitra. Misy amin’ireo kandida any amin’ny distrika Amparafaravola no mahazo fandrahonana famindran-toerana. “Tokony handray ny andraikiny ny CENI-T” hoy Depiote Auréline amin’ireo tsy fanarahan-dalàna ataon’ny kandida sasany ireo.

Niry A.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT