• Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Kaominina Ampitatafika Mpandrovitra afisy saika niharan'ny fitsaram-bahoaka

Nitrangana toe-javatra mampalahelo teny amin'ny kaominina Ampitatafika, distrikan'Antananarivo Atsimondrano. Nisy andian'olona nandrovitra mantsy ny afisin'ny kandida natolotry ny antoko Tiako I Madagasikara Ramparaoelina Rado mitondra ny laharana fahatelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Minisitra manao propagandy Mandika lalàna, hoy ny Kmf.Cnoe

Maro ireo fanamarihana nentin’ny sekretera jeneralin’ny KmF/Cnoe Raharisoamalala Patricia momba ny fiatrehana ny fifidianana kaominaly, indrindra ny fizotran’ny fampielezan-kevitra amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Lalatiana Rakotondrazafy « Efa nikasi-tanana ny filohan’ny Fjkm »

Ny tantara tsy fanadino,hoy ny fomba fiteny izay.Fony izy mbola mpanao gazety niara-niasa akaiky tamin’i Andry Rajoelina dia anisan’ireo olona nihogahoga sy nanao vava be ary nikasi-tanana mihitsy ny mpitandrina Lala Rasendrahasina filohan’ny birao foiben’ny Fjkm ary filoha am-perinasan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Vondron’olon-tsotra Adidy masina ny mifidy ben’ny tanàna mendrika

Sarotra ny mahatoky ireo kandida ratsy fitondran-tena na tsy manara-dalàna mandritra ny fe-potoana fandresehan-dahatra ny mpifidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Taekwondo WTF Mandalo eto i Tiavo, ho avy ireo manampahaizana Koreana

Manambahiny goavana maro amin’ity herinandro ny taranja taekwondo WTF. Efa tonga ny faran’ny herinandro eto ilay Malagasy tompon-dakan’i Frantsa sy Eoropa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Politique.Lalao Ravalomanana Asa fa tsy kabary

Behoririka, Ankadifotsy,Ambodivona,Ankorondrano izany hoe ny teny amin’ny boriborintany faha-3 no notsidihan’ny kandida Lalao Ravalomanana indray omaly ; manome lanja manokana ny fijerena ny zava-misy marina sy ny fiainan’ny mponina eto Iarivo ny kandidan’ny TIM mba hahafahany mahita vahaolana mahomby.

Hamaky ny tohiny
FTT