Politique

Marc Ravalomanana Hitsidika an’i Vakinankaratra ihany


  • Talata 28 Jolay 2015

Hafaliana indray ny an’ny mpomba an’i Marc Ravalomanana sy ny mpanohana ny kandidŕ Tovo Rabarijaona nahare fa ho avy eto Antsirabe sy Vakinankaratra ihany i Dada

 


 

 amin’ity anio ity raha tsy misy ny sampona. Fantatra io nandritra ny hetsika fampielezan-kevitra nataon’ny kandidà Tovo Rabarijona. Efa milamina no fandraisana azy raha araka ny nambaran’ireo na dia tsy tena fantatra mialoha aza ny fandaharam-potoana. Rariny rahateo moa raha tsy ambara loatra izany satria mbola ahian’ireo mpomba an’i Marc Ravalomanana hatrany ny hisian’ny fingampingana maro samihafa ataon’ny mpitondra fanjakana isaky ny ho eto Antsirabe ity filohan’ny antoko TIM ity

Caius R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT