Politique

Atallah Béatrice-Rivo Rakotovao- Paul Rabary Nanao tambabe fa tsy nahavaky sehatra tao Tolagnaro


  • Talata 28 Jolay 2015

Nanao be midina tany Tolagnaro ireo minisitra HVM nahitana an’i Atallah Béatrice tompon-tanŕna, Rivo Rakotovao ary Paul Rabary ny sabotsy teo nanohana ireo kandida Ben’ny tanŕna HVM.

 

 Tsy nahavaky lay ny tanàna fa tao Betsonjo Fokontany Tanambao izy ireo no nanao fampielezan-kevitra, saingy tsy nahazaka olona akory. Taorian'izay dia nitodi-doha tany Amboasary ny ekipan'i Rivo Rakorovao. Fa tamin'ny fandalovan'ireto delegasionina avy amin'ny governemanta ireto dia nangonin'i Atallah Béatrice, ministry ny raharaham-bahiny tao amin'ny Kaominina Ankaramena, toerana fiaviany ireo kandidan’ny Hvm nomena toromarika sy fitaovana ho enti-miatrika ny fifidianana.

OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT