- Alatsinainy 03 Aogositra 2015
Politique.Basibasy – Morombe Resin’ny RPSD ny HVM
Mafanafana ny toe-draharaha any amin’ny Kaominina Basibasy Distrikan’i Morombe taorian’ny fifidianana Ben’ny tanàna ny 31 jolay 2015 teo
Hamaky ny tohinyMafanafana ny toe-draharaha any amin’ny Kaominina Basibasy Distrikan’i Morombe taorian’ny fifidianana Ben’ny tanàna ny 31 jolay 2015 teo
Hamaky ny tohinyKandida depiote tao amin’ny Boriborintany faha-5 tamin’ny anaran’ny «Antoky ny Fiandanana ho Antsika Rehetra» Rajerison Nicole Véronique tamin’ny 2013.
Hamaky ny tohinyManomboka fantatra tsikelikely ny voka-pifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina vonjy maika manodidina ny renivohitra. Trangan-javatra iombonan’ity fifidianana kaominaly ity ny zoma 31 jolay 2015 teo ny taham-pahavitrihan’ireo mpifidy izay tena ambany dia ambany
Hamaky ny tohinyNa dia tsy nivoaka ofisialy aza ny vokatra tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina nitambatra teto Antananarivo Renivohitra dia tsy azo hihodivirana intsony ny fandresena azon’ny kandidà TIM i Neny Lalao Ravalomanana
Hamaky ny tohinyTsy misy adihevitra be atao intsony, mazava ny tarehimarika laharana voalohany ary nandresy tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna teto Antananarivo renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana.Raha ny vokatra vonjimaika halina no jerena dia manodidina ny 57% n’ny vato manankery no azon’ny kandidan’ny Tiako i Madagasikara,
Hamaky ny tohinyNizotra am-pilaminana ny fifidianana tamin’ireo birao fandatsaham-bato miisa 14 efa voatsidiky ny lehiben’ny fandaharanasan’ny Firenena mikambana eto Madagasikara Fatma Samoura.
Hamaky ny tohiny