• Sabotsy 01 Aogositra 2015
Politique.Antananarivo renivohitra Sombitsombim-bato no azon’ireo kandida 7

Nifampizara ny sombitsombim-bato ireo kandida 7 hafa tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna teo an-drenivohitra satria lasan’i Lalao Ravalomanana (57%) sy Lalatiana Rakotondrazafy (30%) ny 87% n’ny vato manankery

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aogositra 2015
Politique.Pety Rakotoniaina Nosamborina fa “nanakorontana fifidianana”

Nivadika ho fisamborana kandida ny fifidianana Ben’ny tanàna tao Fianarantsoa tampon-tanàna omaly. Nosamborin’ny mpitandro ny filaminana ity kandida Ben’ny tanànan’ny antoko Tambatra ity, omaly maraina tao Ambatomena, fa «nanakorontana».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aogositra 2015
Politique.Ampasikely Amparafaravola Resy ny kandidà Jean Louis Robinson

Fantatra avy amin’ny tati-baovaon’ny tany an-toerana fa resy tao amin’ny tanànan’Ampasikely

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aogositra 2015
Politique.Andry Rajoelina “Tsy mitady ny toeran’ny filohan’ny Antenimierandoholona aho”

Tsy manana eritreritra ny haka ny toeran’ny filohan’ny Antenimieran-doholona aho hoy atoa Andry Nirina Rajoelina filohan’ny antoko Mapar

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aogositra 2015
Politique.Asa amin’izay izao

Mazava ny fandresen’i Neny Lalao Ravalomanana teto Antananarivo renivohitra, midika ho faharesena goavana ho an’ny fitondram-panjakana io na dia nahazo ben’ny tanàna maromaro tany amin’ny faritra hafa aza ny HVM

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aogositra 2015
Politique.Fifidianana 31 jolay Nahavitsy ny mpifidy ny andro zoma

Na dia namoahana didy aza fa andro tsy hiasana nefa handraisan-karama ny andron’ny omaly faha-31 jolay nanatanterahana ny fifidianana kaominaly teto

Hamaky ny tohiny
FTT