- Alarobia 05 Aogositra 2015
Politique.Patrick Ramiaramanana Ho lefitra voalohan’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana
Manomboka mivoaka tsikelikely ankehitriny ny anaran’ireo mety ho mpiara-miasa akaiky amin’i Neny Lalao Ravalomanana ao amin’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo.
Hamaky ny tohiny
