Politique

Basibasy – Morombe Resin’ny RPSD ny HVM


  • Alatsinainy 03 Aogositra 2015

Mafanafana ny toe-draharaha any amin’ny Kaominina Basibasy Distrikan’i Morombe taorian’ny fifidianana Ben’ny tanŕna ny 31 jolay 2015 teo

 

. Tsy levon’ny vavonin’ny HVM ny nandresen’ny RPSD tao amin’ity Kaominina ity. Manahy ny maro sao hitsimbadika indray ny vokatra mandra-pivoakan’ny voka-pifidianana ofisialy avy amin’ny Tribonaly misahana ny ady ifanaovana amin’ny Fanjakana. Mpifidy 1 263 tamin’ireo 2 555 voasoratra anarana no nandatsa-bato tamin’ny zoma. Raha ny vokatra vonjimaika farany dia Mapar (176), ALDR (134), Rpsd(271), HVM (211), Marina (162), MMM (82), MTS (100) ary TIM (95). Milaza ny tsy hipetra-potsiny ny mpikamban’ny RPSD fa hiaro hatramin’ny farany ny vokatra azon’izy ireo.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT