• Talata 04 Aogositra 2015
Politique.Efa vita ny resaka

Roa ny fitarainana voarain’ny « tribunal administratif » momba ny fanatanterahana ny fifidianana tamin’ny zoma 31 jolay lasa teo. Napetraka io zoma io ihany ny iray ka kandida vehivavy no nanao izany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aogositra 2015
Politique.Fahazotoan’ny olona mifidy Mitaky ny fahamatoran’ireo mpanao politika

Sahiko ny milaza dieny izao, hoy Atoa Faneva Raholdina mpandalina ny raharaham-pirenena malagasy, fa mbola hidina ambany be noho ny hita tamin’ny 31 jolay teo ny tahan’ny mpifidy malagasy amin’ny taona 2018 hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena manaraka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aogositra 2015
Politique.Antsirabe faharoa Mbola matanjaka ny TIM

Mbola matanjaka hatreto ny Tim raha iny distrikan’Antsirabe faharoa iny. Raha ny vokatra mbola vonjimaika eo anivon’ny SRMV Antsirabe faharoa dia ny Tim no nandrombaka fandresena be indrindra satria toerana 8 amin’ny 20

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aogositra 2015
Politique.Lalao Ravalomanana “Ben’ny tanàna ho an’ny rehetra aho”

Misaotra anareo nisafidy ny lisitra TIM notarihako, tsy hadinoko ireo nanao safidy hafa. Misaotra anareo tsy an-kanavaka aho”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aogositra 2015
Politique.Ankiliabo – Mahabo Mazava ny fandresen’ny Tiako i Madagasikara

Mazava ny fandresen’ny Tiako i Madagasikara tany amin’ny Kaominina Ankiliabo Distrikan’i Mahabo sy tao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aogositra 2015
Politique.Pety Rakotoniaina Hotsaraina anio

Hiakatra Fitsarana anio ao Fianarantsoa ny filoha nasionalin’ny antoko Tambatra sady kandida Ben’ny tanàna tao Fianarantsoa I tamin’ny 31 jolay 2015

Hamaky ny tohiny
FTT