Politique

Mangalaza Eugčne Tontosa ny tapany faharoa amin’ny Tondrozotra


  • Alakamisy 06 Aogositra 2015

Midika ho fahavitan’ny tapany faharoa amin’ny tondrozotra ny fahavitan’iny fifidianana kaominaly tamin’ny 31 jolay 2015 iny

 

. Ny fifidianana Loholona indray no dingana manaraka hoy ny Pr Mangalaza Eugène, praiminisitra voalohan’ny governemantan’ny marimaritra iraisana ity, sady kandida Ben’ny tanàna tao Toamasina. Nisaotra ny mpifidy azy izy, ary nisaotra ny vahoaka malagasy ihany koa.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT