Politique

Fianarantsoa Hakatona ny VIVA ?


  • Alakamisy 06 Aogositra 2015

Mihazakazaka ny toe-draharaha ao Fianarantsoa. Raha tsy mbola miravona ny fifandroritan’ny HVM sy ny MAPAR

 

 ho samy nandresy tamin’ny fifidianana kaominaly tamin’ny 31 jolay 2015, dia misy fikasana hanakatona ny haino aman-jery VIVA ao Fianarantsoa ihany koa amin’izao. Raha ny voalazan’ireo loharanom-baovao samihafa dia itsongolohan’ny mpitondra ao an-toerana ho «manely vaovao tsy marina» ity haino aman-jerin’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina ity, ka izay no mety hanakatonana azy, tranga izay efa niseho teto Antananarivo tamin’ny 12 desambra 2008, nitarika ny firodanan’ny fitondrana tamin’izany.

Ra-Bri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT