Politique

Fianarantsoa


  • Alakamisy 06 Aogositra 2015

Manamafy ny tsy fanekeny ny voka-pifidianana navoakan’ny CENI-T ao Fianarantsoa ny kandidan’ny MAPAR Razanamahasoa Christine,


ka nametraka fitoriana any amin’ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny Fanjakana. Ny kandidan’ny HVM Harilalaina Irma Juliandres izay mitarika amin’ny vokatra vonjimaika kosa miantso ny vahoaka hiandry ampitoniana ny vokatra ofisialy.

Fiaramanidina
Miverimberina amin’ny filazana ao amin’ny Radio nasionaly malagasy ny fampandrenesana ny olona monina amin’ny morontsirak’i Madagasikara hampandre ireo manampahefana akaiky azy indrindra raha mahita zavatra hafahafa miendrika potika fiaramandina toy ny hita tatsy La Réunion tamin’ny herinandro.

Sambava
Zazavavikely 3 taona naolan’ny dadatoany omaly antoandro, tamin’ny fotoana nahatongavan’ny vadin’ny filoham-pirenena sy minisitra ao amin’ny governemanta tany an-toerana. Nitsoaka ilay nahavanon-doza ary mbola karohina.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT